Lioka 22:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Ry Simona, ry Simona, mitaky ny hahazoany anareo i Satana+ mba hosivaniny toy ny vary.+ Efesianina 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Isika mantsy tsy mitolona+ amin’ny nofo aman-dra, fa amin’ireo fanjakana+ sy fahefana+ sy mpanjakan’izao+ tontolo anaty haizina izao, ary amin’ireo fanahy ratsy+ any amin’ny faritry ny lanitra. 2 Timoty 2:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia ho tonga saina izy ka ho afaka amin’ny fandriky+ ny Devoly, izay nanao azy sambo-belona+ hanaraka ny sitrapony.
12 Isika mantsy tsy mitolona+ amin’ny nofo aman-dra, fa amin’ireo fanjakana+ sy fahefana+ sy mpanjakan’izao+ tontolo anaty haizina izao, ary amin’ireo fanahy ratsy+ any amin’ny faritry ny lanitra.
26 Dia ho tonga saina izy ka ho afaka amin’ny fandriky+ ny Devoly, izay nanao azy sambo-belona+ hanaraka ny sitrapony.