Efesianina 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tafio daholo ny fiadiana fiarovana+ rehetra avy amin’Andriamanitra mba hahafahanareo ho mafy orina ka hahatohitra ny teti-dratsin’ny+ Devoly. 1 Petera 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aoka ianareo hisaina tsara sy hiambina,+ satria ny Devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona, mitady olona harapaka.+
11 Tafio daholo ny fiadiana fiarovana+ rehetra avy amin’Andriamanitra mba hahafahanareo ho mafy orina ka hahatohitra ny teti-dratsin’ny+ Devoly.
8 Aoka ianareo hisaina tsara sy hiambina,+ satria ny Devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona, mitady olona harapaka.+