Asan’ny Apostoly 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nisy fahitana+ hitan’i Paoly tamin’ny alina, dia lehilahy makedonianina anankiray nijoro ka niangavy azy hoe: “Miampità mankatỳ Makedonia ka ampio izahay.” 2 Korintianina 7:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa tonga teto Makedonia+ tokoa izahay, dia tsy nisy fitsaharana ho anay,+ fa mbola nampahorina+ tamin’ny lafiny rehetra foana izahay: Nisy ady teo ivelany ary tahotra tao anatiny.
9 Ary nisy fahitana+ hitan’i Paoly tamin’ny alina, dia lehilahy makedonianina anankiray nijoro ka niangavy azy hoe: “Miampità mankatỳ Makedonia ka ampio izahay.”
5 Rehefa tonga teto Makedonia+ tokoa izahay, dia tsy nisy fitsaharana ho anay,+ fa mbola nampahorina+ tamin’ny lafiny rehetra foana izahay: Nisy ady teo ivelany ary tahotra tao anatiny.