27 Ary satria te ho any Akaia i Apolosy, dia nanoratra ho an’ny mpianatra ireo rahalahy ka nampirisika azy ireo mba handray tsara azy. Koa nanampy be+ an’ireo tonga mpino izy rehefa tonga tany, dia ireo nino noho ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra.+