2 Korintianina 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary maty ho an’ny rehetra izy, mba tsy ho velona ho an’ny tenany intsony izay velona,+ fa ho an’ilay+ efa maty ho azy ireo sady efa natsangana.+
15 Ary maty ho an’ny rehetra izy, mba tsy ho velona ho an’ny tenany intsony izay velona,+ fa ho an’ilay+ efa maty ho azy ireo sady efa natsangana.+