4 Fa raha misy olona tonga mitory Jesosy hafa noho ilay efa notorinay,+ na raha toa ianareo mandray toe-tsaina hafa noho izay efa noraisinareo+ na vaovao tsara+ hafa noho izay efa nekenareo, dia mora aminareo erỳ ny mandefitra amin’izany olona izany.+