Jaona 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa izay rehetra tena nandray azy+ dia nomeny fahafahana ho tonga zanak’Andriamanitra,+ satria nino ny anarany.+ Romanina 8:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ankoatra izany, dia mitoloko+ ao am-po koa isika izay manana ny voaloham-bokatra,+ izany hoe ny fanahy, sady miandry fatratra ny fananganana antsika ho zanaka+ sy ny fanafahana antsika amin’ny vatantsika, amin’ny alalan’ny vidim-panavotana. 2 Korintianina 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Ary ho rainareo aho,+ ary ianareo ho zanako lahy sy zanako vavy’,+ hoy i Jehovah, ilay Mahery Indrindra.”+
12 Fa izay rehetra tena nandray azy+ dia nomeny fahafahana ho tonga zanak’Andriamanitra,+ satria nino ny anarany.+
23 Ankoatra izany, dia mitoloko+ ao am-po koa isika izay manana ny voaloham-bokatra,+ izany hoe ny fanahy, sady miandry fatratra ny fananganana antsika ho zanaka+ sy ny fanafahana antsika amin’ny vatantsika, amin’ny alalan’ny vidim-panavotana.
18 “‘Ary ho rainareo aho,+ ary ianareo ho zanako lahy sy zanako vavy’,+ hoy i Jehovah, ilay Mahery Indrindra.”+