Kolosianina 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary raha niara-maty+ tamin’i Kristy ianareo raha ny amin’ny zavatra fototra+ eo amin’ity tontolo ity,+ nahoana ianareo no mbola manaiky hofehezin’ny didy,+ toy ny hoe mbola velona eo amin’izao tontolo izao ihany?
20 Ary raha niara-maty+ tamin’i Kristy ianareo raha ny amin’ny zavatra fototra+ eo amin’ity tontolo ity,+ nahoana ianareo no mbola manaiky hofehezin’ny didy,+ toy ny hoe mbola velona eo amin’izao tontolo izao ihany?