Asan’ny Apostoly 20:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary avy aminareo ihany no hipoiran’ny olona manolana hevi-teny+ mba hitaomana ny mpianatra hanaraka azy.+ Filipianina 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ny hafa rehetra mantsy samy mitady ny ho an’ny tenany ihany,+ fa tsy ny ho an’i Kristy Jesosy.
30 Ary avy aminareo ihany no hipoiran’ny olona manolana hevi-teny+ mba hitaomana ny mpianatra hanaraka azy.+