Filipianina 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa tahaka ny nankatoavanareo+ mandrakariva, ry malala, tsy tamin’izaho teo aminareo ihany, fa vao mainka aza amin’izao izaho tsy eo aminareo izao, dia miezaha mafy foana amin-tahotra+ sy hovitra, mba hahazoanareo famonjena.
12 Koa tahaka ny nankatoavanareo+ mandrakariva, ry malala, tsy tamin’izaho teo aminareo ihany, fa vao mainka aza amin’izao izaho tsy eo aminareo izao, dia miezaha mafy foana amin-tahotra+ sy hovitra, mba hahazoanareo famonjena.