15 Fa na manana mpitaiza+ iray alina ao amin’i Kristy aza ianareo, dia azo antoka fa tsy manana ray maro.+ Fa tonga rainareo ao amin’i Kristy Jesosy aho, noho ny vaovao tsara.+
11 Fantatrareo tsara, araka izany, fa toy ny ananaran’ny ray+ ny zanany no nananaranay+ hatrany ny tsirairay taminareo, sy nampiononanay anareo ary nampirisihanay mafy anareo