Hebreo 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa satria efa nialantsika ny fampianarana fototra+ momba an’i Kristy,+ dia aoka isika handroso haingana ho amin’ny fahamatorana,+ ka tsy hametraka fototra indray,+ dia fibebahana amin’ny asa maty,+ finoana an’Andriamanitra,+
6 Koa satria efa nialantsika ny fampianarana fototra+ momba an’i Kristy,+ dia aoka isika handroso haingana ho amin’ny fahamatorana,+ ka tsy hametraka fototra indray,+ dia fibebahana amin’ny asa maty,+ finoana an’Andriamanitra,+