Isaia 54:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Fa Ilay Be Voninahitra Mpanao+ anao no vadinao sy tomponao.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+ Ary Ilay Masin’ny Israely no Mpanavotra+ anao. Hantsoina hoe Andriamanitry ny tany manontolo izy.+ Galatianina 4:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Koa tsy zanaky ny mpanompovavy isika,+ ry rahalahy, fa zanaky ny vehivavy afaka.+
5 “Fa Ilay Be Voninahitra Mpanao+ anao no vadinao sy tomponao.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+ Ary Ilay Masin’ny Israely no Mpanavotra+ anao. Hantsoina hoe Andriamanitry ny tany manontolo izy.+