Genesisy 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary hataoko+ mifandrafy+ ianao+ sy ny vehivavy,+ ary ny taranakao+ sy ny taranany.+ Hanorotoro ny lohanao+ izy io,+ ary ianao+ kosa handratra azy+ eo amin’ny voditongony.”+ Isaia 54:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ny zanakao rehetra+ dia hampianarin’i Jehovah,+ ka ho be ny fiadanan’ny zanakao.+ Filipianina 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa isika kosa dia olom-pirenen’ny+ lanitra,+ ary avy any koa no iandrasantsika fatratra+ ny mpamonjy, dia i Jesosy Kristy Tompo,+ Apokalypsy 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary nisy famantarana+ lehibe hita tany an-danitra, dia vehivavy+ nitafy masoandro, ary teo ambanin’ny tongony ny volana, ary nisy satroboninahitra kintana roa ambin’ny folo teo amin’ny lohany,
15 Ary hataoko+ mifandrafy+ ianao+ sy ny vehivavy,+ ary ny taranakao+ sy ny taranany.+ Hanorotoro ny lohanao+ izy io,+ ary ianao+ kosa handratra azy+ eo amin’ny voditongony.”+
20 Fa isika kosa dia olom-pirenen’ny+ lanitra,+ ary avy any koa no iandrasantsika fatratra+ ny mpamonjy, dia i Jesosy Kristy Tompo,+
12 Ary nisy famantarana+ lehibe hita tany an-danitra, dia vehivavy+ nitafy masoandro, ary teo ambanin’ny tongony ny volana, ary nisy satroboninahitra kintana roa ambin’ny folo teo amin’ny lohany,