Romanina 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izany hoe, tsy ny zanaka ao amin’ny nofo+ no tena zanak’Andriamanitra,+ fa ny zanaky ny fampanantenana+ no heverina ho taranaka. Galatianina 3:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary raha an’i Kristy ianareo, dia tena taranak’i Abrahama,+ sady mpandova araka ny fampanantenana.+
8 Izany hoe, tsy ny zanaka ao amin’ny nofo+ no tena zanak’Andriamanitra,+ fa ny zanaky ny fampanantenana+ no heverina ho taranaka.
29 Ary raha an’i Kristy ianareo, dia tena taranak’i Abrahama,+ sady mpandova araka ny fampanantenana.+