Asan’ny Apostoly 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa nisy olona nidina avy any Jodia+ ary nampianatra ny rahalahy hoe: “Tsy ho voavonjy ianareo, raha tsy forana+ araka ny fanaon’i Mosesy.”+ Galatianina 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ireo rehetra te hiseho ho tsara eo amin’ny nofo no miezaka manery anareo hoforana,+ nefa izao ihany no antony anaovany izany: Mba tsy hanenjehana azy ireo noho ny hazo fijalian’i Kristy,+ izany hoe i Jesosy.
15 Fa nisy olona nidina avy any Jodia+ ary nampianatra ny rahalahy hoe: “Tsy ho voavonjy ianareo, raha tsy forana+ araka ny fanaon’i Mosesy.”+
12 Ireo rehetra te hiseho ho tsara eo amin’ny nofo no miezaka manery anareo hoforana,+ nefa izao ihany no antony anaovany izany: Mba tsy hanenjehana azy ireo noho ny hazo fijalian’i Kristy,+ izany hoe i Jesosy.