1 Tesalonianina 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tadidinay foana eo anatrehan’Andriamanitra Raintsika mantsy izay ataonareo+ noho ny finoanareo, sy ny asa mafy ataonareo amim-pitiavana, ary ny fiaretanareo vokatry ny fanantenanareo+ an’i Jesosy Kristy Tompontsika. 1 Timoty 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa ny zava-kendren’izany didy izany dia fitiavana+ avy amin’ny fo madio,+ sy avy amin’ny feon’ny fieritreretana madio+ ary avy amin’ny finoana tsy mihatsaravelatsihy.+
3 Tadidinay foana eo anatrehan’Andriamanitra Raintsika mantsy izay ataonareo+ noho ny finoanareo, sy ny asa mafy ataonareo amim-pitiavana, ary ny fiaretanareo vokatry ny fanantenanareo+ an’i Jesosy Kristy Tompontsika.
5 Fa ny zava-kendren’izany didy izany dia fitiavana+ avy amin’ny fo madio,+ sy avy amin’ny feon’ny fieritreretana madio+ ary avy amin’ny finoana tsy mihatsaravelatsihy.+