FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Mitandrema hatrany anefa sao ho lasa vato mahatafintohina ho an’ny malemy izany zo anananareo izany.+

  • 1 Petera 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Aoka ho olona afaka+ ianareo, nefa aoka tsy ho fanaronana ny ratsy izany fahafahanareo izany,+ fa hanompoana an’Andriamanitra kosa.+

  • 2 Petera 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fahafahana+ no ampanantenainy azy ireo, nefa ny tenany aza andevon’ny fahalotoana.+ Tonga andevon’izay maharesy azy mantsy izay resy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara