Ohabolana 24:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Aza manao hoe: “Izay nataony tamiko no hataoko aminy.+ Hovaliako araka ny nataony avy ny tsirairay.”+ Jakoba 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Maniry hahazo ianareo, nefa tsy manana ihany. Mamono olona+ sy mitsiriritra+ foana ianareo, nefa tsy mety mahazo ihany. Mifanditra+ sy miady foana ianareo. Tsy manana ianareo, satria tsy mangataka.
29 Aza manao hoe: “Izay nataony tamiko no hataoko aminy.+ Hovaliako araka ny nataony avy ny tsirairay.”+
2 Maniry hahazo ianareo, nefa tsy manana ihany. Mamono olona+ sy mitsiriritra+ foana ianareo, nefa tsy mety mahazo ihany. Mifanditra+ sy miady foana ianareo. Tsy manana ianareo, satria tsy mangataka.