Romanina 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Isika izay matanjaka anefa dia tokony hizaka ny fahalemen’izay tsy matanjaka,+ fa tsy hanao izay mahafaly ny tenantsika.+ 2 Korintianina 11:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Iza no malemy+ ka tsy malemy aho? Iza no tafintohina ka tsy tezitra aho? 1 Tesalonianina 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary mampirisika anareo koa izahay, ry rahalahy, mba hananatra ny tsy laitra fehezina,+ hanao teny mampahery ny kivy,+ hanohana ny malemy, ary hahari-po+ amin’ny olona rehetra.
15 Isika izay matanjaka anefa dia tokony hizaka ny fahalemen’izay tsy matanjaka,+ fa tsy hanao izay mahafaly ny tenantsika.+
14 Ary mampirisika anareo koa izahay, ry rahalahy, mba hananatra ny tsy laitra fehezina,+ hanao teny mampahery ny kivy,+ hanohana ny malemy, ary hahari-po+ amin’ny olona rehetra.