Jaona 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy maintsy manao ny asan’ilay naniraka ahy isika, dieny mbola antoandro.+ Fa ho avy ny alina+ izay tsy hahafahan’ny olona hiasa. Kolosianina 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mitondrà tena amim-pahendrena foana amin’ny olona eny ivelany,+ ka mahaiza manararaotra* fotoana.+
4 Tsy maintsy manao ny asan’ilay naniraka ahy isika, dieny mbola antoandro.+ Fa ho avy ny alina+ izay tsy hahafahan’ny olona hiasa.