Asan’ny Apostoly 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Raha vao tonga tany Jerosalema+ izy, dia niezaka hiaraka tamin’ny mpianatra. Natahotra azy anefa ny rehetra, satria tsy nino hoe efa lasa mpianatra koa izy.
26 Raha vao tonga tany Jerosalema+ izy, dia niezaka hiaraka tamin’ny mpianatra. Natahotra azy anefa ny rehetra, satria tsy nino hoe efa lasa mpianatra koa izy.