Filipianina 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Mampamangy+ any amin’ny olona masina rehetra tafaray+ amin’i Kristy Jesosy. Mampamangy, hono, ianareo, hoy ireo rahalahy eto amiko.
21 Mampamangy+ any amin’ny olona masina rehetra tafaray+ amin’i Kristy Jesosy. Mampamangy, hono, ianareo, hoy ireo rahalahy eto amiko.