Asan’ny Apostoly 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia nangina ny rehetra ka nihaino an’i Barnabasy sy Paoly, izay nitantara ny famantarana sy ny zava-mahagaga maro nasehon’Andriamanitra, tamin’ny alalan’izy roa lahy, teo amin’ny hafa firenena.+
12 Dia nangina ny rehetra ka nihaino an’i Barnabasy sy Paoly, izay nitantara ny famantarana sy ny zava-mahagaga maro nasehon’Andriamanitra, tamin’ny alalan’izy roa lahy, teo amin’ny hafa firenena.+