Asan’ny Apostoly 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Naniry hitondra an’io lehilahy io hiaraka taminy i Paoly, ka naka azy ary namora+ azy noho ny amin’ny Jiosy tany amin’ireo toerana ireo. Fantatr’izy rehetra mantsy fa Grika ny rainy.
3 Naniry hitondra an’io lehilahy io hiaraka taminy i Paoly, ka naka azy ary namora+ azy noho ny amin’ny Jiosy tany amin’ireo toerana ireo. Fantatr’izy rehetra mantsy fa Grika ny rainy.