Asan’ny Apostoly 22:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hoy anefa izy tamiko: ‘Mandehana fa hirahiko ho any amin’ny hafa firenena any lavitra ianao.’”+ Romanina 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ianareo hafa firenena indray izao no iresahako. Koa satria apostoly+ ho an’ny hafa firenena+ tokoa aho, dia mankalaza+ ny fanompoako,+ 1 Timoty 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary ny hitory izany+ no nanendrena ahy ho mpitory sy apostoly+—marina izany lazaiko izany,+ fa tsy mandainga aho—eny, ho mpampianatra ny hafa firenena+ raha ny amin’ny finoana+ sy ny fahamarinana.
13 Ianareo hafa firenena indray izao no iresahako. Koa satria apostoly+ ho an’ny hafa firenena+ tokoa aho, dia mankalaza+ ny fanompoako,+
7 Ary ny hitory izany+ no nanendrena ahy ho mpitory sy apostoly+—marina izany lazaiko izany,+ fa tsy mandainga aho—eny, ho mpampianatra ny hafa firenena+ raha ny amin’ny finoana+ sy ny fahamarinana.