Deoteronomia 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa tokony hanokatra ny tananao aminy ianao ka halala-tanana,+ dia hampisambotra azy sady haka antoka, ary hanome azy izay ilainy nefa tsy ananany. 1 Korintianina 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mikasika ilay famoriam-bola+ ho an’ny olona masina,+ dia aoka koa ianareo hanao araka izay nandidiako an’ireo fiangonana any Galatia.+
8 Fa tokony hanokatra ny tananao aminy ianao ka halala-tanana,+ dia hampisambotra azy sady haka antoka, ary hanome azy izay ilainy nefa tsy ananany.
16 Mikasika ilay famoriam-bola+ ho an’ny olona masina,+ dia aoka koa ianareo hanao araka izay nandidiako an’ireo fiangonana any Galatia.+