Kolosianina 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 ary sitrak’Andriamanitra koa ny hampiasa azy mba hampihavanina+ aminy indray ny zavatra hafa rehetra,+ na ny etỳ an-tany, na ny any an-danitra, eny, hampihavanina+ aminy amin’ny alalan’ny ra+ nalatsaka teo amin’ny hazo fijaliana.+
20 ary sitrak’Andriamanitra koa ny hampiasa azy mba hampihavanina+ aminy indray ny zavatra hafa rehetra,+ na ny etỳ an-tany, na ny any an-danitra, eny, hampihavanina+ aminy amin’ny alalan’ny ra+ nalatsaka teo amin’ny hazo fijaliana.+