Levitikosy 20:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Aoka ho masina eo anatrehako ianareo,+ satria izaho Jehovah dia masina.+ Ary avahako amin’ireo firenena ianareo mba ho ahy.+
26 Aoka ho masina eo anatrehako ianareo,+ satria izaho Jehovah dia masina.+ Ary avahako amin’ireo firenena ianareo mba ho ahy.+