Galatianina 3:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary tsy misy intsony na Jiosy na Grika,+ na andevo na tsy andevo,+ na lahy na vavy.+ Fa olona iray ihany tafaray amin’i Kristy Jesosy ianareo rehetra.+ Efesianina 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Iray ny vatana,+ ary iray ny fanahy* masina,+ tahaka ny maha iray ny fanantenana+ izay niantsoana anareo.
28 Ary tsy misy intsony na Jiosy na Grika,+ na andevo na tsy andevo,+ na lahy na vavy.+ Fa olona iray ihany tafaray amin’i Kristy Jesosy ianareo rehetra.+
4 Iray ny vatana,+ ary iray ny fanahy* masina,+ tahaka ny maha iray ny fanantenana+ izay niantsoana anareo.