Zakaria 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary lazao aminy hoe: “‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Io ilay lehilahy+ antsoina hoe Tsimoka.+ Hitsimoka eo amin’izay misy azy izy, ka hanorina ny tempolin’i Jehovah.+ 1 Korintianina 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy fantatrareo ve fa tempolin’Andriamanitra ianareo,+ ary mitoetra ao anatinareo ny fanahin’Andriamanitra?+ 1 Korintianina 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy fantatrareo angaha fa ny vatanareo no tempolin’ny+ fanahy masina, dia ny fanahy masina izay ao anatinareo+ sady azonareo avy amin’Andriamanitra? Ary tsy anareo intsony koa ny tenanareo,+
12 Ary lazao aminy hoe: “‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Io ilay lehilahy+ antsoina hoe Tsimoka.+ Hitsimoka eo amin’izay misy azy izy, ka hanorina ny tempolin’i Jehovah.+
16 Tsy fantatrareo ve fa tempolin’Andriamanitra ianareo,+ ary mitoetra ao anatinareo ny fanahin’Andriamanitra?+
19 Tsy fantatrareo angaha fa ny vatanareo no tempolin’ny+ fanahy masina, dia ny fanahy masina izay ao anatinareo+ sady azonareo avy amin’Andriamanitra? Ary tsy anareo intsony koa ny tenanareo,+