Efesianina 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa miangavy anareo aho, dia izaho izay voafonja+ noho ny amin’ny Tompo, mba hitondra tena mendrika+ ny fiantsoana izay niantsoana+ anareo ianareo, Efesianina 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa noho izany vaovao tsara izany no mahatonga ahy ho ambasadaoro+ mifatotra rojo vy. Mivavaha koa ho ahy mba hilazako an’izany amim-pahasahiana, araka izay tokony hitenenako.+
4 Koa miangavy anareo aho, dia izaho izay voafonja+ noho ny amin’ny Tompo, mba hitondra tena mendrika+ ny fiantsoana izay niantsoana+ anareo ianareo,
20 Fa noho izany vaovao tsara izany no mahatonga ahy ho ambasadaoro+ mifatotra rojo vy. Mivavaha koa ho ahy mba hilazako an’izany amim-pahasahiana, araka izay tokony hitenenako.+