Romanina 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Mba tsy hiheveranareo tena ho hendry, ry rahalahy, dia tsy tiako tsy ho fantatrareo izao zava-miafina+ masina izao: Nisy tsy nihontsina+ ny Israely, mandra-pahafenon’ny isan’ny+ hafa firenena izay niditra,+ Romanina 16:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Afaka mahatonga anareo ho mafy orina Andriamanitra,+ araka ny vaovao tsara toriko sy ny fitoriana momba an’i Jesosy Kristy, izay mifanaraka amin’ny fampiharihariana an’ilay zava-miafina masina+ tsy naharihary mihitsy hatramin’ny ela be.
25 Mba tsy hiheveranareo tena ho hendry, ry rahalahy, dia tsy tiako tsy ho fantatrareo izao zava-miafina+ masina izao: Nisy tsy nihontsina+ ny Israely, mandra-pahafenon’ny isan’ny+ hafa firenena izay niditra,+
25 Afaka mahatonga anareo ho mafy orina Andriamanitra,+ araka ny vaovao tsara toriko sy ny fitoriana momba an’i Jesosy Kristy, izay mifanaraka amin’ny fampiharihariana an’ilay zava-miafina masina+ tsy naharihary mihitsy hatramin’ny ela be.