Romanina 16:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Afaka mahatonga anareo ho mafy orina Andriamanitra,+ araka ny vaovao tsara toriko sy ny fitoriana momba an’i Jesosy Kristy, izay mifanaraka amin’ny fampiharihariana an’ilay zava-miafina masina+ tsy naharihary mihitsy hatramin’ny ela be. 1 Korintianina 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aoka ny olona hanaiky anay ho mpanompo eo ambany fahefan’i+ Kristy sy mpanompo+ miandraikitra ny zava-miafina masin’Andriamanitra.+
25 Afaka mahatonga anareo ho mafy orina Andriamanitra,+ araka ny vaovao tsara toriko sy ny fitoriana momba an’i Jesosy Kristy, izay mifanaraka amin’ny fampiharihariana an’ilay zava-miafina masina+ tsy naharihary mihitsy hatramin’ny ela be.
4 Aoka ny olona hanaiky anay ho mpanompo eo ambany fahefan’i+ Kristy sy mpanompo+ miandraikitra ny zava-miafina masin’Andriamanitra.+