28 Fa rehefa nasaina nanaiky ny Zanaka ny zava-drehetra,+ dia ny Zanaka mihitsy koa no hanaiky an’Ilay+ nahatonga ny zava-drehetra hanaiky azy, mba ho Andriamanitra no zava-drehetra ho an’ny rehetra.+
20 ary sitrak’Andriamanitra koa ny hampiasa azy mba hampihavanina+ aminy indray ny zavatra hafa rehetra,+ na ny etỳ an-tany, na ny any an-danitra, eny, hampihavanina+ aminy amin’ny alalan’ny ra+ nalatsaka teo amin’ny hazo fijaliana.+