Filipianina 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manao na inona na inona noho ny fitia te hifanditra+ na noho ny fireharehana,+ fa amim-panetren-tena kosa dia aoka samy hanao ny hafa ho ambony+ noho ny tenany. 1 Petera 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+
3 Aza manao na inona na inona noho ny fitia te hifanditra+ na noho ny fireharehana,+ fa amim-panetren-tena kosa dia aoka samy hanao ny hafa ho ambony+ noho ny tenany.
5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+