Genesisy 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Noho izany, ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny+ ka hikambana amin’ny vadiny, ary ho nofo iray ihany izy ireo.+ Matio 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ka nilaza hoe: ‘Noho izany, ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny+ ka hikambana amin’ny vadiny, ary ho nofo iray ihany izy roa’?+ 1 Korintianina 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy fantatrareo angaha fa izay miray amin’ny mpivaro-tena dia vatana iray aminy? Fa hoy Andriamanitra: “Ho nofo iray ihany izy roa.”+
24 Noho izany, ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny+ ka hikambana amin’ny vadiny, ary ho nofo iray ihany izy ireo.+
5 ka nilaza hoe: ‘Noho izany, ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny+ ka hikambana amin’ny vadiny, ary ho nofo iray ihany izy roa’?+
16 Tsy fantatrareo angaha fa izay miray amin’ny mpivaro-tena dia vatana iray aminy? Fa hoy Andriamanitra: “Ho nofo iray ihany izy roa.”+