2 Korintianina 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanisy tombo-kase+ teo amintsika koa izy sady nanome antsika ilay antoka+ ny amin’izay ho avy, dia ny fanahy,+ ao am-pontsika. Efesianina 4:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary aza manao izay hampalahelo ny fanahy masin’Andriamanitra,+ izay nanisiana tombo-kase+ anareo ho amin’ilay andro hanafahana anareo amin’ny alalan’ny vidim-panavotana.+ Apokalypsy 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary reko ny isan’ireo voaisy tombo-kase, dia efatra arivo sy efatra alina sy iray hetsy,+ voaisy tombo-kase avy tamin’ny foko+ rehetran’ny zanak’Israely:+
22 Nanisy tombo-kase+ teo amintsika koa izy sady nanome antsika ilay antoka+ ny amin’izay ho avy, dia ny fanahy,+ ao am-pontsika.
30 Ary aza manao izay hampalahelo ny fanahy masin’Andriamanitra,+ izay nanisiana tombo-kase+ anareo ho amin’ilay andro hanafahana anareo amin’ny alalan’ny vidim-panavotana.+
4 Ary reko ny isan’ireo voaisy tombo-kase, dia efatra arivo sy efatra alina sy iray hetsy,+ voaisy tombo-kase avy tamin’ny foko+ rehetran’ny zanak’Israely:+