Galatianina 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izao ihany no tiako ho fantatra avy aminareo: Noho ny asan’ny lalàna+ ve no nahazoanareo ny fanahy masina,+ sa noho ianareo nino an’izay renareo?+
2 Izao ihany no tiako ho fantatra avy aminareo: Noho ny asan’ny lalàna+ ve no nahazoanareo ny fanahy masina,+ sa noho ianareo nino an’izay renareo?+