Romanina 8:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ankoatra izany, dia mitoloko+ ao am-po koa isika izay manana ny voaloham-bokatra,+ izany hoe ny fanahy, sady miandry fatratra ny fananganana antsika ho zanaka+ sy ny fanafahana antsika amin’ny vatantsika, amin’ny alalan’ny vidim-panavotana. Kolosianina 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny Zanaka no ahazoantsika ilay fanafahana entin’ny vidim-panavotana, dia ny famelana ny helotsika.+ 1 Timoty 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 izay nanolotra ny tenany ho vidim-panavotana mifandanja, mba hamonjena ny olona rehetra.+ Izany no tokony hotorina amin’ny fotoan’androny.
23 Ankoatra izany, dia mitoloko+ ao am-po koa isika izay manana ny voaloham-bokatra,+ izany hoe ny fanahy, sady miandry fatratra ny fananganana antsika ho zanaka+ sy ny fanafahana antsika amin’ny vatantsika, amin’ny alalan’ny vidim-panavotana.
14 Ny Zanaka no ahazoantsika ilay fanafahana entin’ny vidim-panavotana, dia ny famelana ny helotsika.+
6 izay nanolotra ny tenany ho vidim-panavotana mifandanja, mba hamonjena ny olona rehetra.+ Izany no tokony hotorina amin’ny fotoan’androny.