10 Fa na hesorina aza ny tendrombohitra, ary na hihozongozona aza ny havoana,+ dia tsy hesorina aminao kosa ny hatsaram-panahiko feno fitiavana,+ ary tsy hihozongozona ny fifanekem-pihavanana ataoko”,+ hoy i Jehovah, Ilay mamindra fo aminao.+
12 Fa tsy misy fahasamihafana ny Jiosy sy ny Grika.+ Iray ihany mantsy ny Tompo izay ambonin’izy rehetra, sady manome be dia be+ ho an’izay rehetra miantso azy.