Jaona 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa izay rehetra tena nandray azy+ dia nomeny fahafahana ho tonga zanak’Andriamanitra,+ satria nino ny anarany.+
12 Fa izay rehetra tena nandray azy+ dia nomeny fahafahana ho tonga zanak’Andriamanitra,+ satria nino ny anarany.+