Matio 13:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 “Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny harena nafenina tany an-tsaha, izay hitan’olona ka nafeniny. Ary noho ny hafaliany, dia lasa izy nivarotra+ izay nananany ka nividy izany saha izany.+
44 “Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny harena nafenina tany an-tsaha, izay hitan’olona ka nafeniny. Ary noho ny hafaliany, dia lasa izy nivarotra+ izay nananany ka nividy izany saha izany.+