FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Filipianina 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ataovy hatrany ireo zavatra nianaranareo sy nekenareo sy renareo ary hitanareo tamiko.+ Ary ho aminareo ilay Andriamanitry ny fiadanana!+

  • Titosy 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Amin’ny zava-drehetra, dia aoka ianao ho modely amin’ny asa tsara,+ hanome fampianarana madio,+ ho mato-tsaina,

  • 1 Petera 5:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 tsy manjakazaka+ amin’ny lovan’Andriamanitra,+ fa ho modely ho an’ny andian’ondry.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara