Salamo 145:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Akaikin’izay rehetra miantso azy i Jehovah,+Dia izay rehetra miantso azy araka ny fahamarinana.+ Jaona 16:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsy hanontany ahy intsony mihitsy ianareo amin’izany andro izany.+ Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa na inona na inona+ angatahinareo amin’ny Ray, dia homeny anareo amin’ny anarako+ izany.
23 Tsy hanontany ahy intsony mihitsy ianareo amin’izany andro izany.+ Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa na inona na inona+ angatahinareo amin’ny Ray, dia homeny anareo amin’ny anarako+ izany.