Romanina 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ahoana raha nanao izany izy mba hampahafantarany ny harenan’ny+ voninahiny amin’ny fanaky+ ny famindram-po, izay nomaniny mialoha hahazo voninahitra,+ Efesianina 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izy io no ananantsika ilay fanafahana entin’ny vidim-panavotana amin’ny alalan’ny rany,+ eny, ahazoantsika ny famelana+ ny helotsika, araka ny harenan’ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.+
23 Ahoana raha nanao izany izy mba hampahafantarany ny harenan’ny+ voninahiny amin’ny fanaky+ ny famindram-po, izay nomaniny mialoha hahazo voninahitra,+
7 Izy io no ananantsika ilay fanafahana entin’ny vidim-panavotana amin’ny alalan’ny rany,+ eny, ahazoantsika ny famelana+ ny helotsika, araka ny harenan’ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.+