Filipianina 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Vokatr’izany, dia lasa fantatr’olona maro+ eo amin’ireo Mpiambina an’i Kaisara sy ny olona hafa rehetra+ fa noho ny amin’i Kristy no mahatonga ahy ho voafatotra.+
13 Vokatr’izany, dia lasa fantatr’olona maro+ eo amin’ireo Mpiambina an’i Kaisara sy ny olona hafa rehetra+ fa noho ny amin’i Kristy no mahatonga ahy ho voafatotra.+