2 Timoty 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 sy iaretako fahoriana, dia fahoriana izay tonga hatramin’ny famatorana ahy ato am-ponja,+ toy ny mpanao ratsy. Tsy voafatotra kosa anefa ny tenin’Andriamanitra.+
9 sy iaretako fahoriana, dia fahoriana izay tonga hatramin’ny famatorana ahy ato am-ponja,+ toy ny mpanao ratsy. Tsy voafatotra kosa anefa ny tenin’Andriamanitra.+