FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 7:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Maro no hilaza amiko amin’izany andro izany hoe: ‘Tompo ô, Tompo ô,+ moa ve izahay tsy efa naminany tamin’ny anaranao, sy efa namoaka demonia tamin’ny anaranao, ary efa nanao fahagagana maro tamin’ny anaranao?’+

  • 2 Korintianina 12:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa matahotra aho, rehefa tonga,+ sao tsy araka izay iriko no ho hitako eo aminareo ary tsy araka izay irinareo no ho hitanareo eo amiko. Matahotra aho fa sao kosa hisy fifamaliana eo aminareo, na fialonana,+ fipoahan’ny fahatezerana, fifandirana, fanaratsiana, fibitsibitsihana, fireharehana na korontana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara