1 Korintianina 15:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Toy izany koa ny fitsanganan’ny maty.+ Vatana mety lo izy rehefa afafy, fa vatana tsy mety lo+ kosa rehefa atsangana. 2 Korintianina 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Be herim-po anefa isika, ary aleontsika aza tsy ho eo amin’ny vatana fa hiara-mitoetra amin’ny Tompo kosa.+
42 Toy izany koa ny fitsanganan’ny maty.+ Vatana mety lo izy rehefa afafy, fa vatana tsy mety lo+ kosa rehefa atsangana.
8 Be herim-po anefa isika, ary aleontsika aza tsy ho eo amin’ny vatana fa hiara-mitoetra amin’ny Tompo kosa.+